OLANA za lehilah 28taona; efa manambady amanjanaka 3 ; d n olana - TopicsExpress



          

OLANA za lehilah 28taona; efa manambady amanjanaka 3 ; d n olana d sendra nanao karaoke t@ toerana 1 za d nahita sipakely manjakely 1 zay d izy ko mo tsy miavona fa tonga d niresak d nkôtiko d zakako d noentoko tany @ chambre d .... hainareo ny tohiny. d zao anefa io sipa io bevohoka tampoka; nef za ef manambady s nteraka sady ts d tiako fir l sipa io satri oh foza beuh. inona no tokon ataoko zafady fa tena marary b n lohako/ merci
Posted on: Fri, 30 Aug 2013 15:01:22 +0000

Trending Topics



" style="min-height:30px;">
Hello to all of you who are on my list of contacts of Facebook. I

Recently Viewed Topics




© 2015