LAVALAVA LE TANTARA FA MAZOTOA MAMAKY DE LAZAO NY HEVITRAO AZAFADY - TopicsExpress



          

LAVALAVA LE TANTARA FA MAZOTOA MAMAKY DE LAZAO NY HEVITRAO AZAFADY ! (Anonyme ) mba publiéo azafady drindra fa tena very hevitra a! merci Miarahaba antsika! mila torohevitra avy amintsika (somary lava² kely): Vehivavy (eto tana), miaraka @ lehilahy (any ivelany/gasy) efa ho 2taona latsaka zay ary tena nifankatia zay, somary nis complication ihany ny fiarahanay a @lé distance knf nentanin lé fitiavana sy fifampiresahana isan’andro d adino lé izy. nikasa ny ody aty mada izy rhf mba mahangona kely hanao zvt aty (hanao zvt mahaleo tena mints), indrisy nefa fa tojo olana izy d lasa dray lé voahangona kely, lasa nésarotra ny situation-nay satria ts mbola mety stable mints izy any, tsis asa, moa za ko nf misedra olana aty d tsis moyen mints ahafahako makany, vue lé situation eto mada ts tena tsis avenir mints eto aloha d notohizana teny foana aloha fa hoe ts maintsy ahita solution zay. Indrisy anefa fa voamaika aza nihasarotra ny fandidiana. Niteny ahy izy ny farany fa hamela ahy anohy ny fiainako, tsy iandry azy tsony satria tena tsy fantatra mints hoe rahoviana vo afk mody na hoe ihaona, matsiaro tia tena hono izy ra oe ampanantena ahy eto fotsiny,nefa ny fotoana mandé ihany (za raha teo efa tokon iditra am sehatry ny tokantrano,=>> kanefa mbola tsy vonona mihintsy ko za ra ny tena marina) nefa izy hono ts matotra, irresponsable , ts vonona ny mbola iditra am sehatry ny fanambadiana… ka sao d amotika ny ho aviko eto fotsin. Niezaka ny andamina azy sy ampakatra ny moral foana a, ary tena ts nampiova ny fitiavako azy zany ary izy tsapako fa mbola tia ahy fa teren’ny zv misy sy ny fiainana d lasa malemy sy feno fatahorana. Nangataka izy mba tsy ho tapahana ny finamananay fa mba hoe mbola tohizana foana ny fifampiresahanay (fb, skype, phone…) efa ho 1 mois zay no nitenenany an zay ary miteny amiko foana izy hoe malahelo ahy knf ts afa manôtra. Nantajan-tsaina a satria noentiko am-bavaka foana ny fiainanay, marihiko fa izy d ts mivavaka (tsy mino an’A/tra) d zay kou maha sarotra anlé izy knf ts sakana ho ahy zany. Mety mbola tena tia ahy ve izy raha araka ny hevitrareo? ( navaliny ahy hoe ts d resaka fitiavana loatra hoe tia na tsia fa lé situation mints no tena pbm) , Inona no ataoko ahafahako manampy azy@ sehatra rht rht? Inona no tokony ataonay? Misaotra antsika sahady!
Posted on: Mon, 08 Jul 2013 08:49:22 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015