Nisy nanome kalendrié sy stylo misy ny anaranny kandidà - TopicsExpress



          

Nisy nanome kalendrié sy stylo misy ny anaranny kandidà dépioté laharana fahasivy eto Faradofay, Rtoa Rufine Randimby ny tenanay io maraina io. Niezaka ny nandinika ny tarehiny aho nijery ny sariny taminny peta-drindrina nefa dia niala maina hay izy ity zanakItpkl Col Mara Bertrand, boaky à Tsiharoa zokinny proviseur nny Lycée Pôle Faradofay, Rtoa Razafimandimby Martine. Raisina aloha ny fanomezana satria kristiana ny tena, fa refa tonga any anaty trano fisainana, hita eo ihany aminny fifidianana hatao ny 20 desambra zao...
Posted on: Wed, 04 Dec 2013 06:21:13 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015