TENY HO ANY MANAMPANAHY: Misy farany daholo ny eto antany, maraina - TopicsExpress



          

TENY HO ANY MANAMPANAHY: Misy farany daholo ny eto antany, maraina andro, atoandro n andro, ary alina sady maizina ny andro, otrzay koa ny olombelona teraka d tanora d antitra ary maty, manararotr miasa ny olona rehefa atoandro ny andro, n olona koa dia manararotra ny fahatanorana, evero ian nefa fa mbl ho maizina ny andro mbola ho antitra koa isika ry tanora ka sao sanatria:"TANORA RATSY FIHARY, KA ANTITRA VAO RATSY LAOKA" araraoty n fahatanorana fa tsinjovy koa ny hoavy fa mbl FIAINANA daholo zan. AZA MIRIHARIA FATRATRA NY ANDRO ANY FA MISTERY NY HOAVY. TENY HO ANY MANAMPANAHY
Posted on: Tue, 17 Sep 2013 16:23:39 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015