ADY HEVITRA KELY Raha ny hevitrao , iza no mpanao rap henjana - TopicsExpress



          

ADY HEVITRA KELY Raha ny hevitrao , iza no mpanao rap henjana indrindra ka tsy mety mankaleo ? Na eto an-toerana na any ivelany ? Ianao ve rehefa mihaino rap dia ny tonony no henoinao ka itiavanao azy sa ny fidobokilay hira ?Misy tsy mahazaka mihaino rap ve ato ? Mahavita mihaino album iray ho anny mozika rap ve ato ?Misy ny olona milaza fa tsy mozika ny rap , ahoana ny hevitrao mahakasika izany ? Andao àry e!
Posted on: Mon, 11 Nov 2013 09:20:02 +0000

Trending Topics



Recently Viewed Topics




© 2015